1 Samuel 8:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny ampahafolon’ny voan-javatrareo sy ny tanim-boalobokareo dia halainy ka homeny ny tandapany sy ny mpanompony;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Ampahafolon’ny vokatra aman-tanimboalobokareo halainy ka homeny ny tandapa ama-mpanompony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
halainy koa ny ampahafolon’ny vokatry ny taninareo sy tanimboalobokareo ka homeny ny mpiasam-panjakàny sy ny manamboninahiny.
Malagasy Bible 1865
ary ny ampahafolon'ny voan-javatrareo sy ny tanim-boalobokareo dia halainy ka homeny ho an'ny tandapany sy ny tandonany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny ampahafolon’ny voan-javatrareo sy ny tanim-boalobokareo dia halainy ka homeny ny tandapany sy ny mpanompony;
malagasy
ary ny ampahafolon'ny voan-javatrareo sy ny tanim-boalobokareo dia halainy ka homeny ho an'ny tandapany sy ny tandonany.[Heb. ionoka]