1 Samuel 8:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny mpanompolahinareo, ny mpanompovavinareo, ny zatovonareo tsara indrindra ary ny borikinareo dia halainy ka hampanaoviny ny asany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpanomponareo, na lahy na vavy, mbamin’ny ombinareo aman’ampondra tsara indrindra halainy hampanaovina ny asany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Halainy ny mpanomponareo, ny matanjaka amin’ny tanoranareo, eny, hatramin’ny borikinareo aza, dia hampiasainy ho amin’ny tombontsoany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny ankizilahinareo sy ny ankizivavinareo sy ny zatovonareo tsara indrindra ary ny borikinareo dia halainy ka hampanaoviny ny asany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny mpanompolahinareo, ny mpanompovavinareo, ny zatovonareo tsara indrindra ary ny borikinareo dia halainy ka hampanaoviny ny asany.
malagasy
Ary ny ankizilahinareo sy ny ankizivavinareo sy ny zatovonareo tsara indrindra ary ny borikinareo dia halainy ka hampanaoviny ny asany.