1 Samuel 8:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Halainy koa ny ampahafolon’ny ondry aman’osinareo; ary ny tenanareo dia ho tonga mpanompony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ampahafolon’ny biby fiompinareo halainy, ary ny tenanareo aza ho andevony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Halainy koa ny ampahafolon’ny biby fiompinareo. Raha bangoina, dia ny tenanareo mihitsy no hoandevoziny.
Malagasy Bible 1865
Ary halainy koa ny ampahafolon'ny ondry aman'osinareo; ary ny tenanareo ho tonga mpanompony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Halainy koa ny ampahafolon’ny ondry aman’osinareo; ary ny tenanareo dia ho tonga mpanompony.
malagasy
Ary halainy koa ny ampahafolon'ny ondry aman'osinareo; ary ny tenanareo ho tonga mpanompony.