1 Samuel 8:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hitaraina ianareo amin’izany andro izany noho ny mpanjakanareo izay nofidinareo ho anareo, nefa tsy hamaly anareo NY TOMPO amin’izany andro izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitaraina ianareo amin’izany andro izany, noho ny amin’ny mpanjaka nofidinareo, nefa tsy hihaino anareo i Iaveh».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitaraina amin’ny TOMPO ianareo amin’izany fotoana izay noho ny mpanjaka izay nofidinareo, saingy tsy nihaino anareo Izy.
Malagasy Bible 1865
Ary hitaraina amin'izany andro izany ianareo noho ny mpanjakanareo izay nofidinareo ho anareo, fa Jehovah tsy hamaly anareo amin'izany andro izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hitaraina ianareo amin’izany andro izany noho ny mpanjakanareo izay nofidinareo ho anareo, nefa tsy hamaly anareo NY TOMPO amin’izany andro izany.
malagasy
Ary hitaraina amin'izany andro izany ianareo noho ny mpanjakanareo izay nofidinareo ho anareo, fa Jehovah tsy hamaly anareo amin'izany andro izany.