1 Samuel 8:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa tsy nety nihaino ny tenin’i Samoela ny olona, fa hoy izy: Tsia, fa aoka ihany hisy mpanjaka hanjaka aminay,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nety nihaino ny feon’i Samoela akory ny vahoaka, fa hoy izy: «Tsia, fa aoka ihany izahay mba hana-mpanjaka!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy noraharahain’ny Israelita anefa ny tenin’i Samoela, fa hoy izy ireo hoe: –Tsy ahoanay izany, fa mba mila mpanjaka koa izahay
Malagasy Bible 1865
Kanefa tsy nety nihaino ny tenin'i Samoela ny olona, fa hoy izy: Tsia, fa aoka ihany hisy mpanjaka hanjaka aminay,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa tsy nety nihaino ny tenin’i Samoela ny olona, fa hoy izy: Tsia, fa aoka ihany hisy mpanjaka hanjaka aminay,
malagasy
Kanefa tsy nety nihaino ny tenin'i Samoela ny olona, fa hoy izy: Tsia, fa aoka ihany hisy mpanjaka hanjaka aminay,