1 Samuel 8:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Joela no anaran’ny lahimatoany, ary Abia kosa no anaran’ny faralahiny; mpitsara tany Bery-Sheba izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Joela no anaran’ny zanany lahimatoa, ary i Abià no anaran’ny faharoa. Tany Bersabe izy ireo no nitsara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Jôela no anaran-janany lahimatoa ary i Abià no anaran’ny zandriny; tany Beèra-Sèba izy ireo no nanao ny asa maha mpitondra azy.
Malagasy Bible 1865
Ary Joela no anaran'ny lahimatoany, ary Abia no anaran'ny faralahiny; mpitsara tany Beri-sheba izy ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Joela no anaran’ny lahimatoany, ary Abia kosa no anaran’ny faralahiny; mpitsara tany Bery-Sheba izy ireo.
malagasy
Ary Joela no anaran'ny lahimatoany, ary Abia no anaran'ny faralahiny; mpitsara tany Beri-sheba izy ireo.