1 Samuel 8:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba ho tahaka ny firenena hafa rehetra koa izahay ka ny mpanjakanay no hitondra anay sy handeha eo alohanay ary hitarika ny adinay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia mba ho toy ny firenena koa izahay: ny mpanjakanay no hitsara anay, hitari-dalana anay, ary hitari-tafika anay».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba ho tahaka ireo firenen-kafa; ka ny mpanjakanay no hitsara anay sy ho mpitari-tafikay ary hiady hiaraka aminay.
Malagasy Bible 1865
mba ho tahaka ny firenena rehetra koa izahay, ka ny mpanjakanay hitsara anay sy hivoaka eo alohanay ary hitarika ny adinay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba ho tahaka ny firenena hafa rehetra koa izahay ka ny mpanjakanay no hitondra anay sy handeha eo alohanay ary hitarika ny adinay.
malagasy
mba ho tahaka ny firenena rehetra koa izahay, ka ny mpanjakanay hitsara anay sy hivoaka eo alohanay ary hitarika ny adinay.