1 Samuel 8:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia ren’i Samoela ny teny rehetra nolazain’ny olona ka nolazainy teo anatrehan’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony ren’i Samoela ny teny rehetra nataon’ny vahoaka dia nolazainy indray ho ren’i Iaveh;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nohenoin’i Samoela ny teny rehetra voalazan’ny vahoaka israelita ka notateriny tamin’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary ren'i Samoela ny teny rehetra nolazain'ny olona, ka dia nolazainy teo anatrehan'i Jehovah kosa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia ren’i Samoela ny teny rehetra nolazain’ny olona ka nolazainy teo anatrehan’NY TOMPO.
malagasy
Ary ren'i Samoela ny teny rehetra nolazain'ny olona, ka dia nolazainy teo anatrehan'i Jehovah kosa.Ary hoy Jehovah tamin'i Samoela: Henoy ny teniny ka manendre mpanjaka ho azy. Dia hoy Samoela tamin'ny lehilahy amin'ny Isiraely: Samia ary mandeha ho any amin'ny tanànanareo avy ianareo rehetra.