1 Samuel 8:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy NY TOMPO tamin’i Samoela: Henoy ny teniny ka manendre mpanjaka ho azy. Dia hoy i Samoela tamin’ny lehilahin’ny Israely: Samia ary mandeha ho any amin’ny tanànanareo avy ianareo rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hoy i Iaveh tamin’i Samoela: «Henoy ny feony ka manangàna mpanjaka ho azy». Dia hoy i Samoela tamin’ny lehilahy amin’i Israely: «Samia mody any an-tanànanareo avy ianareo».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy kosa ny TOMPO tamin’i Samoela: –Ekeo izay angatahiny aminao ka omeo mpanjaka izy. Taorian’izany, dia nasain’i Samoela nody any amin’ny tanànany avy ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah tamin'i Samoela: Henoy ny teniny ka manendre mpanjaka ho azy. Dia hoy Samoela tamin'ny lehilahy amin'ny Isiraely: Samia ary mandeha ho any amin'ny tanànanareo avy ianareo rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy NY TOMPO tamin’i Samoela: Henoy ny teniny ka manendre mpanjaka ho azy. Dia hoy i Samoela tamin’ny lehilahin’ny Israely: Samia ary mandeha ho any amin’ny tanànanareo avy ianareo rehetra.
malagasy
Ary hoy Jehovah tamin'i Samoela: Henoy ny teniny ka manendre mpanjaka ho azy. Dia hoy Samoela tamin'ny lehilahy amin'ny Isiraely: Samia ary mandeha ho any amin'ny tanànanareo avy ianareo rehetra.