1 Samuel 8:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nanaraka ny dian’ny rainy anefa ny zanany fa nivily nitady vola aman-karena ka nandray kolikoly sy nanao fitsarana miangatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mba nanara-dia azy ny zanany, fa nivily nanao izay hahazoana, nandray kolikoly sy nandika ny fahamarinana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa izy roa lahy tsy mba nanahaka izay nataon-drainy, fa nanjary tia vola ka nandray tsolotra sy namilivily ny marina.
Malagasy Bible 1865
Nefa ny zanany tsy nanaraka ny dian-drainy, fa nivily nitady vola aman-karena ka nandray kolikoly sy nanao fitsarana miangatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nanaraka ny dian’ny rainy anefa ny zanany fa nivily nitady vola aman-karena ka nandray kolikoly sy nanao fitsarana miangatra.
malagasy
Nefa ny zanany tsy nanaraka ny dian-drainy, fa nivily nitady vola aman-karena ka nandray kolikoly sy nanao fitsarana miangatra.