1 Samuel 8:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nivory tao Rama ny loholon’ny Israely rehetra mba ho any amin’i Samoela
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nivory ny loholon’i Israely rehetra nankany amin’i Samoela, tany Ramà,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, dia nivory ny loholona israelita rehetra, ka nankany amin’i Samoela any Ramà.
Malagasy Bible 1865
Ary ny loholon'ny Isiraely rehetra nivory tao Rama ho any amin'i Samoela
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nivory tao Rama ny loholon’ny Israely rehetra mba ho any amin’i Samoela
malagasy
Ary ny loholon'ny Isiraely rehetra nivory tao Rama ho any amin'i Samoela