1 Samuel 8:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka niteny taminy hoe: Indro, efa antitra ianao, ary ny zanakao dia tsy manaraka ny dianao; koa manendre mpanjaka mba hitsara anay, tahaka ny firenena hafa rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nanao taminy hoe: «Ianao ity efa antitra ary ny zanakao tsy manara-dia anao, koa mpanjaka toy ny an’ny firenena rehetra no atsangano aminay hitsara anay».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ireo taminy: –Indro, efa antitra ianao izao, ry Samoela, nefa ny zanakao tsy mba nanahaka anao, koa anendreo mpanjaka izahay hitondra anay, tahaka ny an’ny firenen-kafa rehetra.
Malagasy Bible 1865
ka nanao taminy hoe: Indro, efa antitra ianao, ary ny zanakao tsy manaraka ny dianao; koa manendre mpanjaka ho anay hitsara anay, tahaka ny firenena rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka niteny taminy hoe: Indro, efa antitra ianao, ary ny zanakao dia tsy manaraka ny dianao; koa manendre mpanjaka mba hitsara anay, tahaka ny firenena hafa rehetra.
malagasy
ka nanao taminy hoe: Indro, efa antitra ianao, ary ny zanakao tsy manaraka ny dianao; koa manendre mpanjaka ho anay hitsara anay, tahaka ny firenena rehetra.