1 Samuel 8:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy sitrak’i Samoela anefa ny nitenenan’ny olona hoe: Omeo mpanjaka izahay hitsara anay. Dia nivavaka tamin’NY TOMPO i Samoela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy sitrak’i Samoela izany teny izany noho izy ireo nanao hoe: «Omeo mpanjaka izahay hitsara anay». Dia nivavaka tamin’i Iaveh i Samoela; ary hoy i Iaveh tamin’i Samoela;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy nahafaly an’i Samoela izany nangatahan’izy ireo mpanjaka ho azy izany; koa dia nivavaka tamin’ny TOMPO izy.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy sitrak'i Samoela ny nanaovan'ny olona hoe: Omeo mpanjaka izahay hitsara anay. Dia nivavaka tamin'i Jehovah Samoela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy sitrak’i Samoela anefa ny nitenenan’ny olona hoe: Omeo mpanjaka izahay hitsara anay. Dia nivavaka tamin’NY TOMPO i Samoela.
malagasy
Fa tsy sitrak'i Samoela ny nanaovan'ny olona hoe: Omeo mpanjaka izahay hitsara anay. Dia nivavaka tamin'i Jehovah Samoela.