1 Samuel 8:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy NY TOMPO tamin’i Samoela: Henoy ihany ny tenin’ny olona amin’izay rehetra lazainy aminao; fa tsy ianao no laviny, fa Izaho no laviny tsy hanjaka aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Henoy ny feon’ny vahoaka araka izay rehetra holazainy aminao, satria tsy mba ianao no ariany fa Izaho no ariany, dia ny tsy hanjakako aminy intsony;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa hoy ny TOMPO tamin’i Samoela: –Ekeo ny fangatahan’ny vahoaka amin’izay rehetra lazainy aminao; satria tsy ianao akory no laviny, fa Izaho mihitsy no tsy tiany ho mpanjakany intsony.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah tamin'i Samoela: Henoy ihany ny tenin'ny olona amin'izany rehetra lazainy aminao; fa tsy ianao no laviny, fa Izaho no laviny tsy hanjaka aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy NY TOMPO tamin’i Samoela: Henoy ihany ny tenin’ny olona amin’izay rehetra lazainy aminao; fa tsy ianao no laviny, fa Izaho no laviny tsy hanjaka aminy.
malagasy
Ary hoy Jehovah tamin'i Samoela: Henoy ihany ny tenin'ny olona amin'izany rehetra lazainy aminao; fa tsy ianao no laviny, fa Izaho no laviny tsy hanjaka aminy.