1 Samuel 9:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy lehilahy avy amin’ny Benjamina, antsoina hoe Kisy, zanak’i Abiela, zanak’i Zerora, zanak’i Bekorata, zanak’i Afia, benjaminita sady mpiady mahery fo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy lehilahy anankiray avy amin’i Benjamina atao hoe Kisy, zanak’i Abiela, zanak’i Serôra, zanak’i Bekôrata, zanak’i Afià, zanaky ny Benjaminita anankiray; lehilahy mahery fo izy io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany fotoana izany, dia nisy lehilahy tsongoin’olom-bolo avy amin’ny fokon’i Benjamîna natao hoe Kisy. Izy dia zanakalahin’i Abièla sy zafikelin’i Tserôra ary zafiafin’i Bekôrata sy zafindohalik’i Afia.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy lehilahy avy amin'ny Benjamina, atao hoe Kisy, zanak'i Abiela, zanak'i Zerora, zanak'i Bekorata, zanak'i Afia, Benjamita izy sy mpanjatobe.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy lehilahy avy amin’ny Benjamina, antsoina hoe Kisy, zanak’i Abiela, zanak’i Zerora, zanak’i Bekorata, zanak’i Afia, benjaminita sady mpiady mahery fo.
malagasy
[Ny nanendrena an'i Saoly ho mpanjakan'ny Isiraely] Ary nisy lehilahy avy amin'ny Benjamina, atao hoe Kisy, zanak'i Abiela, zanak'i Zerora, zanak'i Bekorata, zanak'i Afia, Benjamita izy sy mpanjatobe.