1 Samuel 9:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nalain’ny mpahandro ny feny sy izay eo amboniny ka napetrany teo anoloan’i Saoly, ary hoy i Samoela: Indro, izay efa natokana dia voaroso eto anoloanao ka hano; fa ho amin’izao fotoana izao no nitahirizana izany ho anao hatramin’izay nanaovako hoe: Efa nanasa ny vahoaka aho. Niara-nihinana tamin’i Samoela i Saoly tamin’io andro io.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nalain’ny mpanao nahandro ny soro-kena mbamin’ny momba azy, ka narosony teo anoloan’i Saola. Ary hoy i Samoela: «Indro ny anjara voaavako, raiso ho eo anoloanao io ary hano, fa hatramin’ny nanasako ny olona no nitahirizana azy ho amin’ity fotoana ity.» Dia niara-nihinana tamin’i Samoela i Saola tamin’izay andro izay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nalain’ilay mpahandro ny fen’ondry miaraka amin’ny hofany ka narosony teo anoloan’i Saoly. Dia hoy i Samoela tamin’i Saoly: –Indro eo anatrehanao ny anjara voatokana ho anao amin’izao andro lehibe izao, ka mihinàna miaraka amin’ireto vahiny nasaiko ireto. Koa tamin’izay andro izay, dia niara-nihinana tamin’i Samoela i Saoly.
Malagasy Bible 1865
Dia nalain'ny mpanao nahandro ny soro-kena mbamin'ny eo aminy ka napetrany teo anoloan'i Saoly, ary hoy Samoela: Indro, izay efa natokana dia voapetraka eto anoloanao, koa hano; fa ho amin'izao fotoana izao no nitehirizana izany ho anao hatramin'izay nanaovako hoe: Efa nanasa ny vahoaka aho. Ary Saoly dia niara-nihinana tamin'i Samoela androtrizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nalain’ny mpahandro ny feny sy izay eo amboniny ka napetrany teo anoloan’i Saoly, ary hoy i Samoela: Indro, izay efa natokana dia voaroso eto anoloanao ka hano; fa ho amin’izao fotoana izao no nitahirizana izany ho anao hatramin’izay nanaovako hoe: Efa nanasa ny vahoaka aho. Niara-nihinana tamin’i Samoela i Saoly tamin’io andro io.
malagasy
Dia nalain'ny mpanao nahandro ny soro-kena mbamin'ny eo aminy ka napetrany teo anoloan'i Saoly, ary hoy Samoela: Indro, izay efa natokana dia voapetraka eto anoloanao, koa hano; fa ho amin'izao fotoana izao no nitehirizana izany ho anao hatramin'izay nanaovako hoe: Efa nanasa ny vahoaka aho. Ary Saoly dia niara-nihinana tamin'i Samoela androtrizay.[Na: fe]