1 Samuel 9:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nidina avy tao amin’ny toerana fanaovana sorona hankany an-tanàna izy roa lahy dia niresaka tamin’i Saoly teo an- tampon-trano i Samoela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nidina avy eo amin’ny fitoerana avo izy ka nankao an-tanàna, ary niresaka tamin’i Saola tao ambony tafon-trano i Samoela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo izy ireo, dia nidina avy teo amin’ny toeram-panasinana ka nankany an-tanàna, ary nifampiresaka teo an-tampon-trano.
Malagasy Bible 1865
Ary izy roa lahy nidina avy tao amin'ny fitoerana avo hankany an-tanàna, ary dia niresaka tamin'i Saoly teo an-tampon-trano Samoela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nidina avy tao amin’ny toerana fanaovana sorona hankany an-tanàna izy roa lahy dia niresaka tamin’i Saoly teo an- tampon-trano* i Samoela.
malagasy
Ary izy roa lahy nidina avy tao amin'ny fitoerana avo hankany an-tanàna, ary dia niresaka tamin'i Saoly teo an-tampon-trano Samoela.