1 Thessalonians 1:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary mba hiandry ny Zanany avy any an-danitra, izay natsangany tamin’ny maty, dia Jesosy izay mpanafaka antsika amin’ny fahatezerana ho avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy hiandry ny Zanany avy any an-danitra, Izay natsangany ho velona, dia i Jesoa izay manafaka antsika amin’ny fahatezerana ho avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andrasanareo koa ny hahatongavan’ny Zanany avy any an-danitra, dia i Jesoa Izay efa natsangany ho velona avy tany amin’ny maty sady mpanafaka antsika amin’ilay fahatezeran’Andriamanitra ho avy.
Malagasy Bible 1865
ary mba hiandry ny Zanany avy any an-danitra, Izay natsangany tamin'ny maty, dia Jesosy, izay Mpanafaka antsika amin'ny fahatezerana ho avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary mba hiandry ny Zanany avy any an-danitra, izay natsangany tamin’ny maty, dia Jesosy izay mpanafaka antsika amin’ny fahatezerana ho avy.
malagasy
ary mba hiandry ny Zanany avy any an-danitra, Izay natsangany tamin'ny maty, dia Jesosy, izay Mpanafaka antsika amin'ny fahatezerana ho avy.