1 Thessalonians 1:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misaotra an’Andriamanitra mandrakariva izahay ny aminareo rehetra ka manonona anareo amin’ny fivavahanay
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ho ao aminareo anie ny fahasoavana amam-piadanana. Misaotra an’Andriamanitra mandrakariva noho ny aminareo rehetra izahay, sady manonona anareo amin’ny fivavahanay,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Velom-pisaorana mandrakariva an’Andriamanitra izahay ny aminareo rehetra, rehefa mahatsiaro amin’ny vavaka ataonay.
Malagasy Bible 1865
Misaotra an'Andriamanitra mandrakariva izahay ny aminareo rehetra ka manonona anareo amin'ny fivavahanay,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misaotra an’Andriamanitra mandrakariva izahay ny aminareo rehetra ka manonona anareo amin’ny fivavahanay
malagasy
Misaotra an'Andriamanitra mandrakariva izahay ny aminareo rehetra ka manonona anareo amin'ny fivavahanay,