1 Thessalonians 1:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka tonga fianarana ho an’ny mino rehetra any Makedonia sy Akaia ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka tonga fakan-tahaka ho an’ny mpino rehetra any Masedônia sy Akaia kosa indray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa dia tonga ohatra ho an’ny mpino rehetra eran’i Masedônia sy i Akaîa ianareo.
Malagasy Bible 1865
ka dia tonga fianarana ho an'ny mino rehetra any Makedonia sy Akaia ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka tonga fianarana ho an’ny mino rehetra any Makedonia sy Akaia ianareo.
malagasy
ka dia tonga fianarana ho an'ny mino rehetra any Makedonia sy Akaia ianareo.