1 Thessalonians 1:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ireny ihany no milaza ny aminay, dia izay nahazoanay miditra ho atỳ aminareo sy ny nialanareo tamin’ny sampy ka niverenanareo tamin’Andriamanitra mba hanompo an’Andriamanitra velona sy marina,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izy rehetra ihany no miresaka ny aminay, ka mitantara ny nahazoanay fidirana ho atỳ aminareo, sy ny nialanareo tamin’ny sampy mba hanompo an’Andriamanitra velona sy marina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izy rehetra dia milaza ny momba anay ka mitantara ny nidiranay tatỳ aminareo sy ny nialanareo tamin’ny sampinareo ka nitodihanareo tamin’Andriamanitra, mba hanompoanareo ilay Andriamanitra velona sady marina.
Malagasy Bible 1865
Fa ireny ihany no milaza ny aminay, dia izay fidirana azonay ho atỳ aminareo sy ny nialanareo tamin'ny sampy hiverenana amin'Andriamanitra mba hanompo an'Andriamanitra velona sy marina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ireny ihany no milaza ny aminay, dia izay nahazoanay miditra ho atỳ aminareo sy ny nialanareo tamin’ny sampy ka niverenanareo tamin’Andriamanitra mba hanompo an’Andriamanitra velona sy marina,
malagasy
Fa ireny ihany no milaza ny aminay, dia izay fidirana azonay ho atỳ aminareo sy ny nialanareo tamin'ny sampy hiverenana amin'Andriamanitra mba hanompo an'Andriamanitra velona sy marina,ary mba hiandry ny Zanany avy any an-danitra, Izay natsangany tamin'ny maty, dia Jesosy, izay Mpanafaka antsika amin'ny fahatezerana ho avy.