1 Thessalonians 2:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny tenanareo, ry rahalahy, dia mahalala fa tsy foana ny fidiranay tatỳ aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tenanareo no mahalala, ry kristianina havana, fa tsy foana ny fidiranay atỳ aminareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo, ry havana, dia mahalala fa tsy very maina velively ny nidiranay tatỳ aminareo.
Malagasy Bible 1865
Fa ny tenanareo, ry rahalahy, dia mahalala fa tsy foana ny fidiranay tatỳ aminareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny tenanareo, ry rahalahy, dia mahalala fa tsy foana ny fidiranay tatỳ aminareo.
malagasy
Fa ny tenanareo, ry rahalahy, dia mahalala fa tsy foana ny fidiranay tatỳ aminareo;