1 Thessalonians 2:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany, izahay koa, dia tsy mitsahatra misaotra an’Andriamanitra satria rehefa nandray ny tenin’Andriamanitra izay notorinay ianareo dia tsy noraisinareo ho tenin’olona izany fa araka izay marina, dia ny tenin’Andriamanitra izay miasa ao anatinareo izay mino koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany, dia tsy tapaka ny misaotra an’Andriamanitra koa izahay, satria tamin’ny nandraisanareo ny tenin’Andriamanitra notorinay, dia tsy noraisinareo ho tenin’olombelona izany, fa noraisinareo, araka ny marina tokoa, ho tenin’Andriamanitra izay miasa ao anatinareo efa mino.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao koa no mahatonga anay ho velom-pisaorana tsy tapaka an’Andriamanitra: rehefa nandray ny tenin’Andriamanitra notorînay ianareo, dia tsy noraisinareo ho tenin’olombelona izany, fa noraisinareo ho tenin’Andriamanitra, araka ny tena izy, ary dia miasa ao aminareo izay mino.
Malagasy Bible 1865
Ary noho izany izahay koa dia tsy mitsahatra misaotra an'Andriamanitra, satria rehefa nandray ny tenin'Andriamanitra izay notorinay ianareo, dia tsy noraisinareo ho tenin'olona, fa araka izay marina, dia ny tenin'Andriamanitra, izay miasa anatinareo izay mino koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany, izahay koa, dia tsy mitsahatra misaotra an’Andriamanitra satria rehefa nandray ny tenin’Andriamanitra izay notorinay ianareo dia tsy noraisinareo ho tenin’olona izany fa araka izay marina, dia ny tenin’Andriamanitra izay miasa ao anatinareo izay mino koa.
malagasy