1 Thessalonians 2:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny Jiosy izay sady namono an’i Jesosy Tompo sy ny mpaminany no nandroaka anay sy tsy manao ny sitrapon’Andriamanitra fa manohitra ny olona rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ny Jody izay namono nahafaty an’i Jesoa Tompo sy ny mpaminany; nanenjika anay, tsy ankasitrahin’Andriamanitra, manohitra ny olona rehetra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namono nahafaty an’i Jesoa Tompo sy ny mpaminany ry zareo Jiosy sady nanenjika anay; ka tsy mahazo sitraka amin’Andriamanitra ireo sady fahavalon’ny olona rehetra.
Malagasy Bible 1865
izay namono an'i Jesosy Tompo sy ny mpaminany koa ary nandroaka anay sady tsy manao ny sitrapon'Andriamanitra ary manohitra ny olona rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny Jiosy izay sady namono an’i Jesosy Tompo sy ny mpaminany no nandroaka anay sy tsy manao ny sitrapon’Andriamanitra fa manohitra ny olona rehetra.
malagasy
izay namono an'i Jesosy Tompo sy ny mpaminany koa ary nandroaka anay sady tsy manao ny sitrapon'Andriamanitra ary manohitra ny olona rehetra,