1 Thessalonians 2:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izahay, ry rahalahy, rehefa tafasaraka taminareo vetivety foana tamin’ny fanatreha-maso fa tsy tamin’ny fo, dia vao mainka nitady sy naniry fatratra hahita ny tavanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izahay, ry kristianina havana, vao tafasaraka am-batana fa tsy am-po taminareo vetivety foana, dia naniry mafy hahita anareo indray,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izahay, ry havana, hatramin’ny nahatafasaraka anay vetivety taminareo izay lavitry ny masonay fa tsy lavitry ny fonay, dia maniry mafy mihitsy hahita anareo, ka manao izay azonay atao hahatanteraka izany.
Malagasy Bible 1865
Ary izahay, ry rahalahy, rehefa tafasaraka taminareo vetivety foana tamin'ny fanatrehana, fa tsy tamin'ny fo, dia vao mainka nitady sy naniry fatratra hahita ny tavanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izahay, ry rahalahy, rehefa tafasaraka taminareo vetivety foana tamin’ny fanatreha-maso fa tsy tamin’ny fo, dia vao mainka nitady sy naniry fatratra hahita ny tavanareo.
malagasy
Ary izahay, ry rahalahy, rehefa tafasaraka taminareo vetivety foana tamin'ny fanatrehana, fa tsy tamin'ny fo, dia vao mainka nitady sy naniry fatratra hahita ny tavanareo.