1 Thessalonians 2:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa naniry hankany aminareo indray mandeha na indroa izahay, dia izaho Paoly, nefa nosakanan’i Satana izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka indray maka na indroa aza dia efa nikasa ny hankatỳ aminareo mihitsy izahay, indrindra fa izaho Paoly, nefa nosakanan’i Satana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indray mandeha na indroa izahay no te hiverina tatỳ aminareo, indrindra fa izaho Paoly, nefa dia voasakan’i Satàna.
Malagasy Bible 1865
Koa naniry hankany aminareo indray mandeha amana indroa izahay, dia izaho Paoly; nefa nosakanan'i Satana izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa naniry hankany aminareo indray mandeha na indroa izahay, dia izaho Paoly, nefa nosakanan’i Satana izahay.
malagasy
Koa naniry hankany aminareo indray mandeha amana indroa izahay, dia izaho Paoly; nefa nosakanan'i Satana izahay.