1 Thessalonians 2:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa inona moa no fanantenanay na fifalianay na satroboninahitra reharehanay? Moa va tsy ianareo eo anatrehan’i Jesosy Tompontsika amin’ny fiaviany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa iza moa no fanantenanay, sy fifaliana aman-tsatroboninahitray? Tsy ianareo va izany, eo anatrehan’i Jesoa Tompontsika amin’ny andro hahatongavany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria tsy iza fa ianareo ihany no fanantenanay sy hafalianay ary satroboninahi-pandresena hireharehanay eo anatrehan’i Jesoa Tompontsika, amin’ny andro hiaviany.
Malagasy Bible 1865
Fa inona moa no fanantenanay, na fifalianay, na satro-boninahitra reharehanay? Moa tsy ianareo eo anatrehan'i Jesosy Tompontsika amin'ny fihaviany va?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa inona moa no fanantenanay na fifalianay na satroboninahitra reharehanay? Moa va tsy ianareo eo anatrehan’i Jesosy Tompontsika amin’ny fiaviany?
malagasy
Fa inona moa no fanantenanay, na fifalianay, na satro-boninahitra reharehanay? Moa tsy ianareo eo anatrehan'i Jesosy Tompontsika amin'ny fihaviany va?Fa ianareo no voninahitray sy fifalianay.