1 Thessalonians 2:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, ianareo no voninahitray sy fifalianay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eny, tsy iza fa ianareo no voninahitray sy fifalianay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, voninahitray sy hafalianay tokoa ianareo!
Malagasy Bible 1865
Fa ianareo no voninahitray sy fifalianay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, ianareo no voninahitray sy fifalianay.
malagasy
Fa ianareo no voninahitray sy fifalianay.