1 Thessalonians 2:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny fananaranay dia tsy avy amin’ny fitaka na avy amin’ny fahalotoana na avy amin’ny fisolokiana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy mba avy amin’ny fitaka, na ny fahalotoana, na ny hafetsena ny fitorianay teny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, ny antso nataonay dia tsy mifototra amin’ny fitaka na amin’ny fahalotoana na amin’ny fisolokiana;
Malagasy Bible 1865
Fa ny fananaranay dia tsy avy amin'ny fitaka, na ny fahalotoana, na ny soloky.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny fananaranay dia tsy avy amin’ny fitaka na avy amin’ny fahalotoana na avy amin’ny fisolokiana.
malagasy
Fa ny fananaranay dia tsy avy amin'ny fitaka, na ny fahalotoana, na ny soloky.