1 Thessalonians 2:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tahaka ny nankasitrahan’Andriamanitra anay ka nanolorana anay ny Filazantsara ho adidinay dia araka izany koa no itenenanay, tsy toy ny mila sitraka amin’olona fa amin’Andriamanitra izay mizaha toetra ny fonay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa araka ny nankasitrahin’Andriamanitra ny hametrahana ny Evanjely aminay no ampianaranay azy, tsy toy ny mila sitraka amin’olombelona, fa amin’Andriamanitra izay mizaha toetra ny fonay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa Andriamanitra no efa nizaha toetra anay ka nanankina taminay ny Vaovao Mahafaly, ary dia araka izany no itenenanay: tsy mila sitraka amin’olombelona izahay, fa amin’Andriamanitra Izay mizaha toetra ny fonay.
Malagasy Bible 1865
Fa tahaka ny nankasitrahan'Andriamanitra anay, ka notolorana ny filazantsara ho adidinay izahay, dia araka izany koa no itenenanay, tsy toy ny mila sitraka amin'olona, fa amin'Andriamanitra, Izay mizaha toetra ny fonay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tahaka ny nankasitrahan’Andriamanitra anay ka nanolorana anay ny Filazantsara ho adidinay dia araka izany koa no itenenanay, tsy toy ny mila sitraka amin’olona fa amin’Andriamanitra izay mizaha toetra ny fonay.
malagasy