1 Thessalonians 2:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy nilaza teny mandrobo na oviana na oviana akory izahay; araka ny fantatrareo ihany na nihatsaravelatsihy hanafina fitiavan-karena; Andriamanitra no vavolombelona amin’izany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria tsy mba nanao teny fandokàna na oviana na oviana izahay, araka ny fantatrareo; na mba nanao ny asanay ho filam-bola (Andriamanitra no vavolombelona),
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatrareo fa tsy nanao teny manasohaso olona izahay na nihatsaravelatsihy hanafina fitiavan-karena; Andriamanitra no vavolombelonay.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy nanao teny mandrobo akory izahay na oviana na oviana, tahaka ny fantatrareo ihany, na nihatsaravelatsihy hanafina fieremana (Andriamanitra no vavolombelona);
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy nilaza teny mandrobo na oviana na oviana akory izahay; araka ny fantatrareo ihany na nihatsaravelatsihy hanafina fitiavan-karena; Andriamanitra no vavolombelona amin’izany;
malagasy
Fa tsy nanao teny mandrobo akory izahay na oviana na oviana, tahaka ny fantatrareo ihany, na nihatsaravelatsihy hanafina fieremana (Andriamanitra no vavolombelona);