1 Thessalonians 2:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary tsy nitady voninahitra tamin’olona izahay, na taminareo na tamin’ny hafa, na dia nanana fahefana hahavaky tratra aza izahay, araka izay maha apostolin’i Kristy anay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
na nitady voninahitra tamin’olombelona, na taminareo izany, na tamin’ny hafa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nitady voninahitra tamin’olombelona izahay, na taminareo na tamin’ny hafa,
Malagasy Bible 1865
ary tsy nitady voninahitra tamin'olona izahay, na taminareo, na tamin'ny sasany, na dia nanam-pahefana hahavaky tratra aza izahay, araka izay mah'Apostolin'i Kristy anay,.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary tsy nitady voninahitra tamin’olona izahay, na taminareo na tamin’ny hafa, na dia nanana fahefana hahavaky tratra aza izahay, araka izay maha apostolin’i Kristy anay.
malagasy