1 Thessalonians 2:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nalemy fanahy teo aminareo, tahaka ny reny mitaiza ny zanany naterany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary na dia azonay natao aza ny manampatra fahefana, noho ny maha Apôstôlin’i Kristy anay, dia naleonay nanetry tena teo aminareo, mova tsy ny reny mitaiza ny zanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
na dia azonay natao aza ny nanampatra fahefana araka ny maha apôstôlin’i Kristy anay; fa teo anivonareo, dia nalemy fanahy izahay, mova tsy reny mikolokolo ny zanany naterany.
Malagasy Bible 1865
Fa nalemy fanahy teo aminareo izahay, tahaka ny reny mitaiza ny zanany naterany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nalemy fanahy teo aminareo, tahaka ny reny mitaiza ny zanany naterany,
malagasy
Fa nalemy fanahy teo aminareo izahay, tahaka ny reny mitaiza ny zanany naterany,