1 Thessalonians 2:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia toy izany no nampahazoto anay, noho ny fitiavanay anareo indrindra, dia ny hanome ho anareo, tsy ny Filazantsaran’Andriamanitra ihany fa ny ainay koa aza, satria efa malalanay ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa noho ny fitiavanay anareo, dia tsy ny Evanjelin’Andriamanitra ihany no nirinay homena anareo, fa ny ainay koa aza, satria efa tonga maminay loatra ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho ny fankamamianay anareo, dia tsy ny Vaovao Mahafaly avy amin’Andriamanitra ihany no sitrakay hampitaina aminareo, fa vonona koa izahay hahafoy na dia ny ainay aza, satria efa tonga malalanay ianareo.
Malagasy Bible 1865
dia toy izany no nahazoto anay, noho ny fitiavanay anareo indrindra; hanome anareo, tsy ny filazantsaran'Andriamanitra ihany, fa ny ainay koa aza, satria efa malalanay ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia toy izany no nampahazoto anay, noho ny fitiavanay anareo indrindra, dia ny hanome ho anareo, tsy ny Filazantsaran’Andriamanitra ihany fa ny ainay koa aza, satria efa malalanay ianareo.
malagasy
dia toy izany no nahazoto anay, noho ny fitiavanay anareo indrindra; hanome anareo, tsy ny filazantsaran'Andriamanitra ihany, fa ny ainay koa aza, satria efa malalanay ianareo.