1 Thessalonians 3:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tamin’izany, rehefa tsy aritray intsony, dia nataonay fa mety ny hijanona irery tany Atena
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tsy naharitra intsony izahay, ka naleonay nitoetra irery tany Atenina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa satria tsy aritray intsony, dia naleonay nilaozana irery tany Atena;
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany, raha tsy naharitra intsony izahay, dia nataonay fa mety ny hilaozana hitoetra irery tany Atena,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tamin’izany, rehefa tsy aritray intsony, dia nataonay fa mety ny hijanona irery tany Atena
malagasy
Ary amin'izany, raha tsy naharitra intsony izahay, dia nataonay fa mety ny hilaozana hitoetra irery tany Atena,