1 Thessalonians 3:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mangataka fatratra andro aman’alina hahita ny tavanareo sy hahatanteraka izay tsy ampy amin’ny finoanareo izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Endrey, izany fangatahanay an-kafanam-po lehibe andro aman’alina hahita tava anareo, sy hameno izay tsy ampy amin’ny finoanareo!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mangataka mafy aminy, andro aman’alina, izahay mba hifanatri-tava aminareo sy hameno izay tsy ampy amin’ny finoanareo.
Malagasy Bible 1865
amin'ny fangatahanay fatratra andro aman'alina hahita ny tavanareo sy hahatanteraka ny tsy ampy amin'ny finoanareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mangataka fatratra andro aman’alina hahita ny tavanareo sy hahatanteraka izay tsy ampy amin’ny finoanareo izahay.
malagasy
amin'ny fangatahanay fatratra andro aman'alina hahita ny tavanareo sy hahatanteraka ny tsy ampy amin'ny finoanareo?