1 Thessalonians 3:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka nirahinay i Timoty, rahalahinay sady mpanompon’Andriamanitra amin’ny Filazantsaran’i Kristy, mba hampahery sy hampirisika anareo amin’ny finoanareo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa nalefanay i Timote rahalahinay sy mpandraharahan’Andriamanitra amin’ny Evanjelin’i Kristy hankahery fo anareo sy hamporisika anareo haharitra amin’ny finoanareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nalefanay nankatỳ aminareo i Timôty rahalahinay ara-pinoana sady mpiara-miasa aminay ho an’Andriamanitra amin’ny fitoriana ny Vaovao Mahafaly momba an’i Kristy. Nalefanay i Timôty hampiorina sy hampahery anareo amin’ny finoanareo,
Malagasy Bible 1865
ka dia nirahinay Timoty, rahalahinay sady mpanompon'Andriamanitra amin'ny filazantsaran'i Kristy, mba hampahery sy hamporisika anareo amin'ny finoanareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka nirahinay i Timoty, rahalahinay sady mpanompon’Andriamanitra amin’ny Filazantsaran’i Kristy, mba hampahery sy hampirisika anareo amin’ny finoanareo,
malagasy
ka dia nirahinay Timoty, rahalahinay sady mpanompon'Andriamanitra amin'ny filazantsaran'i Kristy, mba hampahery sy hamporisika anareo amin'ny finoanareo,