1 Thessalonians 3:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao anefa dia tonga atỳ aminay i Timoty, rehefa avy tany aminareo ka milaza vaovao mahafaly aminay ny amin’ny finoanareo sy ny fitiavanareo ary ny fahatsiarovanareo tsara anay mandrakariva, fa maniry hahita anay indrindra ianareo, tahaka anay ta hahita anareo koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo ankehitriny, nony tonga avy tatỳ aminareo i Timote, dia nolazainy tsara tatỳ aminay avokoa ny amin’ny finoanareo, ny fitiavanareo, ny fahatsiarovanareo anay tsara mandrakariva, ny fanirianareo hahita anay, toy ny anirianay hahita anareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa tafaverina atỳ aminay izao i Timôty avy tatỳ aminareo, ka nilaza vaovao tsara taminay momba ny finoanareo sy ny fitiavanareo. Nilazany koa izahay fa mahatsiaro tsara anay mandrakariva ianareo sady maniry mafy ny hahita anay, toy ny anirianay mafy hahita anareo.
Malagasy Bible 1865
Fa raha vao tonga atỳ aminay ankehitriny Timoty avy tatỳ aminareo ka nilaza teny taminay ny amin'ny finoanareo sy ny fitiavanareo ary ny fahatsiarovana anareo tsara anay mandrakariva, ka maniry hahita anay indrindra ianareo, tahaka anay aminareo koa,-
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao anefa dia tonga atỳ aminay i Timoty, rehefa avy tany aminareo ka milaza vaovao mahafaly aminay ny amin’ny finoanareo sy ny fitiavanareo ary ny fahatsiarovanareo tsara anay mandrakariva, fa maniry hahita anay indrindra ianareo, tahaka anay ta hahita anareo koa.
malagasy