1 Thessalonians 3:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany, ry rahalahy, dia nampionona anay teo amin’ny fahaterenay sy ny fahorianay rehetra ny finoanareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka noho izany rehetra izany, ry kristianina havana, dia afaka alahelo ny aminareo izahay, teo amin’ny fahaterena amam-pahorianay rehetra, noho ny finoanareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, na dia tery sy ory fatratra aza izahay, dia nahazo hery noho ny aminareo; ny finoanareo no nampahery anay,
Malagasy Bible 1865
noho izany, ry rahalahy, dia nampionona anay teo amin'ny fahaterenay sy ny fahorianay rehetra ny finoanareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany, ry rahalahy, dia nampionona anay teo amin’ny fahaterenay sy ny fahorianay rehetra ny finoanareo;
malagasy
noho izany, ry rahalahy, dia nampionona anay teo amin'ny fahaterenay sy ny fahorianay rehetra ny finoanareo;