1 Thessalonians 3:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa velona izahay ankehitriny raha mitoetra tsara ao amin’ny Tompo ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
velona terỳ izahay izao, mahita anareo maharitra tsara ao amin’ny Tompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa velona izahay ankehitriny satria mamahatra tsara sy mifikitra mafy amin’ny Tompo ianareo.
Malagasy Bible 1865
fa ankehitriny velona izahay, raha tomoetra tsara amin'ny Tompo ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa velona izahay ankehitriny raha mitoetra tsara ao amin’ny Tompo ianareo.
malagasy
fa ankehitriny velona izahay, raha tomoetra tsara amin'ny Tompo ianareo.