1 Thessalonians 3:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa inona no saotra azonay havaly an’Andriamanitra noho ny fifalianay rehetra noho ny aminareo eo anatrehan’Andriamanitray?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fisaorana manao ahoana re no azonay avaly an’Andriamanitra, noho ny aminareo sy noho ny hafaliana tanteraka tsaroanay noho ny aminareo eo anatrehan’Andriamanitra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Inona re no saotra azonay avaly an’Andriamanitra noho ny aminareo, noho ny hafaliana be dia be omenareo anay sy tsapanay eo anatrehan’Andriamanitsika?
Malagasy Bible 1865
Fa manao ahoana no saotra azonay havaly an'Andriamanitra ny aminareo noho ny fifaliana rehetra izay ifalianay noho ny aminareo eo anatrehan'Andriamanitray,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa inona no saotra azonay havaly an’Andriamanitra noho ny fifalianay rehetra noho ny aminareo eo anatrehan’Andriamanitray?
malagasy
Fa manao ahoana no saotra azonay havaly an'Andriamanitra ny aminareo noho ny fifaliana rehetra izay ifalianay noho ny aminareo eo anatrehan'Andriamanitray,