1 Thessalonians 4:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa manao izany ihany ianareo amin’ny rahalahy rehetra manerana an’i Makedonia. Nefa mananatra anareo ihany izahay, ry rahalahy, mba hitombo bebe kokoa ianareo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sady efa manao izany rahateo amin’ny havana rehetra iray finoana eran’i Masedônia ianareo. Miangavy aminareo anefa izahay, ry kristianina havana, mba handroso kokoa mandrakariva amin’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary efa toy izany rahateo no ifampitondranareo amin’ny kristianina rehetra eran’i Masedônia; nefa mampirisika anareo ihany izahay, ry havana, mba hanao tsaratsara kokoa hatrany.
Malagasy Bible 1865
Fa manao izany ihany ianareo amin'ny rahalahy rehetra eran'i Makedonia; nefa mananatra anareo ihany izahay, ry rahalahy, mba hitombo bebe kokoa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa manao izany ihany ianareo amin’ny rahalahy rehetra manerana an’i Makedonia. Nefa mananatra anareo ihany izahay, ry rahalahy, mba hitombo bebe kokoa ianareo,
malagasy
Fa manao izany ihany ianareo amin'ny rahalahy rehetra eran'i Makedonia; nefa mananatra anareo ihany izahay, ry rahalahy, mba hitombo bebe kokoa,