1 Thessalonians 4:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary mba hokendrenareo ny ho tafatoetra tsara sy hitandrina ny raharahanareo ary hiasa amin’ny tananareo araka izay nandidianay anareo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahaiza miaina amim-piadanana, sy manatanteraka tsara ny raharahanareo, ary miasa tanana araka ny nandidianay anareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miezaha hanana fiainana tsy misy raorao ka tanteraho ny raharahanareo sy ny asa fivelomanareo, araka izay efa nameperanay anareo;
Malagasy Bible 1865
ary mba hokendrenareo ny ho tafatoetra tsara sy hitandrina ny raharahanareo ary hiasa amin'ny tananareo araka ny nandidianay anareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary mba hokendrenareo ny ho tafatoetra tsara sy hitandrina ny raharahanareo ary hiasa amin’ny tananareo araka izay nandidianay anareo,
malagasy
ary mba hokendrenareo ny ho tafatoetra tsara sy hitandrina ny raharahanareo ary hiasa amin'ny tananareo araka ny nandidianay anareo,