1 Thessalonians 4:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba handehananareo amin’izay fitondrantena mahamendrika amin’ny eo ivelany ka tsy hiankina na amin’iza na amin’iza ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba handehananareo amim-pahamendrehana amin’izay eo ivelany, sy tsy hiankinanareo amin’olona foana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia haneho fitondrantena mendrika eo anoloan’ny tsy kristianina ianareo no sady tsy hanao tanty reraka amin’ny hafa.
Malagasy Bible 1865
mba handehananareo amin'izay fitondran-tena mahamendrika amin'ny eo ivelany, ary mba tsy hanan-java-mahory ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba handehananareo amin’izay fitondrantena mahamendrika amin’ny eo ivelany ka tsy hiankina na amin’iza na amin’iza ianareo.
malagasy
mba handehananareo amin'izay fitondran-tena mahamendrika amin'ny eo ivelany, ary mba tsy hanan-java-mahory ianareo.