1 Thessalonians 4:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izao no lazainay aminareo amin’ny tenin’ny Tompo: Isika, izay velona ka mbola ho eo amin’ny andro hiavian’ny Tompo, dia tsy mba hialoha izay efa nodimandry tsy akory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka izao no lazainay aminareo, araka ny tenin’ny Tompo: Isika izay velona sy tavela ho amin’ny fiavin’ny Tompo, dia tsy mba hialoha izay efa nody mandry tsy akory;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa dia izao no lazainay aminareo araka ny voalazan’ny Tompo taminay: isika velona aina, sisa tavela amin’ny andro hiavian’ny Tompo, dia tsy hialoha an’ireo efa nodimandry tsy akory.
Malagasy Bible 1865
Fa izao no lazainay aminareo amin'ny tenin'ny Tompo: isika, izay velona ka mbola mitoetra mandra-pihavin'ny Tompo, dia tsy mba hialoha izay efa nodi-mandry tsy akory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izao no lazainay aminareo amin’ny tenin’ny Tompo: Isika, izay velona ka mbola ho eo amin’ny andro hiavian’ny Tompo, dia tsy mba hialoha izay efa nodimandry tsy akory.
malagasy
Fa izao no lazainay aminareo amin'ny tenin'ny Tompo: isika, izay velona ka mbola mitoetra mandra-pihavin'ny Tompo, dia tsy mba hialoha izay efa nodi-mandry tsy akory.