1 Thessalonians 4:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa dia mifampionòna ianareo amin’ireo teny ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa izany teny izany àry no aoka hifanalanareo alahelo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa izany teny izany àry no aoka hifampiononanareo.
Malagasy Bible 1865
Koa dia mifampionòna ianareo amin'izany teny izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa dia mifampionòna ianareo amin’ireo teny ireo.
malagasy
Koa dia mifampionòna ianareo amin'izany teny izany.