1 Thessalonians 4:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa fantatrareo ny didy nomenay anareo avy tamin’i Jesosy Tompo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa fantatrareo, araka ny didy nomenay anareo avy amin’i Jesoa Tompo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatrareo rahateo ireo fepetra avy amin’i Jesoa Tompo nomenay anareo;
Malagasy Bible 1865
Fa fantatrareo ny didy nomenay anareo avy tamin'i Jesosy Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa fantatrareo ny didy nomenay anareo avy tamin’i Jesosy Tompo.
malagasy
Fa fantatrareo ny didy nomenay anareo avy tamin'i Jesosy Tompo.