1 Thessalonians 4:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izao no sitrapon’Andriamanitra dia ny hanamasinana anareo ka hifadianareo ny fijangajangana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ny hanamasinanareo ny tenanareo no sitrapon’Andriamanitra: dia ny hifadianareo ny fijangajangana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria izao no sitrapon’Andriamanitra: mba ho masina ianareo, ka hifady ny fijangajangana.
Malagasy Bible 1865
Fa izao no sitrapon'Andriamanitra, dia ny hanamasinana anareo, hifadianareo ny fijangajangana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izao no sitrapon’Andriamanitra dia ny hanamasinana anareo ka hifadianareo ny fijangajangana;
malagasy
Fa izao no sitrapon'Andriamanitra, dia ny hanamasinana anareo, hifadianareo ny fijangajangana,