1 Thessalonians 4:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tsy amin’ny filana fotsiny, tahaka ny Jentilisa izay tsy mahalala an’Andriamanitra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa tsy amin’ny filàn-dratsin’ny nofo araka ny fanaon’ny Jentily izay tsy mahalala an’Andriamanitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa tsy hobaikoin’ny filàndratsy, toy ireo mpanompo sampy izay tsy mahalala an’Andriamanitra;
Malagasy Bible 1865
tsy amin'ny filàna fotsiny, tahaka ny jentilisa izay tsy mahalala an'Andriamanitra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tsy amin’ny filana fotsiny, tahaka ny Jentilisa* izay tsy mahalala an’Andriamanitra;
malagasy
tsy amin'ny filàna fotsiny, tahaka ny jentilisa izay tsy mahalala an'Andriamanitra,