1 Thessalonians 4:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy niantso antsika ho amin’ny fahalotoana Andriamanitra fa amin’ny fahamasinana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria tsy ho amin’ny fahalotoana, fa ho amin’ny fahamasinana no niantsoan’Andriamanitra antsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa Andriamanitra tsy niantso antsika hiaina amin’ny fahalotoana fa hiaina amin’ny fahamasinana.
Malagasy Bible 1865
Fa Andriamanitra tsy niantso antsika ho amin'ny fahalotoana, fa amin'ny fahamasinana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy niantso antsika ho amin’ny fahalotoana Andriamanitra fa amin’ny fahamasinana.
malagasy
Fa Andriamanitra tsy niantso antsika ho amin'ny fahalotoana, fa amin'ny fahamasinana.